| Teny iditra | 1 manafatra |
| Fototeny | 2 hafatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Manome zavatra hampanaovina olona: Nanafatra ahy Rabe mba hitondra itỳ taratasy itỳ aty aminao
12 Mampaka, manao izay hahatongavana, mividy any lavitra: Nanafatra boky, nanafatra mpampianatra any Antananarivo izahay 13 Mamporisika, manoro hevitra: Nanafatra ny mponina ny filohan' ny Nosy mba hiasa daholo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 to bequeath, to specify; to order, to send for.
[1.2] 15 to entrust with a commission; to warn; to order merchandise [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 Donner commission, charger
[1.3#203, 1.8] 17 mander, recommander, commander [1.3#203] 18 passer une commande [1.8] |
| Ohatra |
19 Aza manafatra ny mby an-dalana!
[1.437#]
20 Raharaha haingam-bola ny mamarina entana any Andafy sy ny manafatra ny avy any. [2.643#] |
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 22 fanamatra, 23 faramanta, manafatra, 24 mantafara |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|