| Teny iditra | 1 manafay |
| Fototeny | 2 fay |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to punish
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 punir
[1.8] |
| Ohatra |
9 Notanterahina izany tamin'ny fanomezana angady ny olona, tamin'ny fanaovana fefiloha, tamin'ny fanamboarana lalàna henjana manafay ny halatra.
[2.508#]
|
| Fivaditsoratra | manafay, 10 manafia, 11 miafana, miafàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/17 |
|