Teny iditra manafin-kibo
Singan-teny manafina ; kibo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny vehivavy bevohoka nefa mahay manamboatra ny fitafiany tsy hamantaran' ny olona azy ho izany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31