|
|
|
|

Teny iditra 1  manafoana
Fototeny  2 foana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 mamafa ho toy ny tsy misy [1.64#105]
Fanazavàna teny anglisy  8 to empty; to abolish, to bring out to naught [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 vider; abolir, anéantir [1.8]
10 annuler [1.64.fr#105]
Ohatra  11  Tsy afaka manafoana ny sekoly teo am-pelatanan' ny Misiona i Galliéni; [2.285#]
12  Tsy manafoana ny zava-bita izy akory fa manafoana fotsiny ny vokany eo anatrehan' ny lalàna. [4.27#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20