Teny iditra | 1 manafoana |
Fototeny | 2 foana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 mamafa ho toy ny tsy misy [1.64#105] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to empty; to abolish, to bring out to naught [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 vider; abolir, anéantir [1.8] 7 annuler [1.64.fr#105] |
Ohatra |
8 Tsy afaka manafoana ny sekoly teo am-pelatanan' ny Misiona i Galliéni; [2.285#] 9 Tsy manafoana ny zava-bita izy akory fa manafoana fotsiny ny vokany eo anatrehan' ny lalàna. [4.27#] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/17 |