|
|
|
|

Teny iditra 1  manafohy
Fototeny  2 fohy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao izay hahafohy: Iza indray no nanafohy ity akanjonao, Ramasaka, hoy ny vadiny taminy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to shorten [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 raccourcir [1.8]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  manafohy, 12 mifonaha, 13 mohafina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21