|
|
|
|

Teny iditra 1  managaina
Fototeny  2 gaina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mandiso fanantenana, mahasanganehana, mahavery hevitra: Nanagaina ahy ny teny nataony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 Désappointer, décontenancer: Nanagaina azy ny teny nafitsoko azy (Les paroles que je lui ai lancées l'ont décontenancé) [1.3#193]

Fivaditsoratra  9 amangiana, 10 angamaina, 11 angamiana, managaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20