|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  managoana
Fototeny  2 goana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamoha mafy miriadriatra: Iza no nanagoana ny varavarana teo? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 ouvrir avec bruit, publier, commencer, continuer [1.3]

Teny iditra (2/3) 10  managoana
Fototeny  11 goana
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  13 to go over a list of names to see if all are there. [1.2]

Teny iditra (3/3) 14  managoàna
Fototeny  15 goana
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao managoana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  17 amangoana, 18 anamangao, managoàna, managoana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19