|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  managororoana
Fototeny  2 gororoana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampidina rano misy feo manao hoe "gorrr" [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to pour upon. [1.2]
10 to pour out a liquid [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 verser un liquide avec bruit [1.8]
Voambolana  12  Feo

Teny iditra (2/2) 13  managororoàna
Fototeny  14 gororoana
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao managororoana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  managororoàna, managororoana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15