Teny iditra (1/2) | 1 manahana |
Fototeny | 2 ahana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mijanona, miato Mitsatoka mijanona eo ambaravarana: Midira raha hiditra fa aza manahana eo antokonana eo. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to get in the way of, to obstruct, to hinder. |
Ohatra |
6 raha tonga aty, tafaverina soa aman-tsara an-tanindrazana ka aza manahana ny velona fa efa nody nanjary Razana ka mba mitahia. [2.245#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 manahàna |
Fototeny | 14 ahana |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manahana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3] |
Fivaditsoratra | 18 amahanan, anahanam, hamanana, manahana, manahàna, namahana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |