|
|
|
|

Teny iditra 1  manahinahy
Fototeny  2 ahiahy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  8 to distrust anyone or anything, to be suspicious of. [1.2]
Ohatra  9  Koa manahinahy aho, sao atody miady amam-bato isika, sao fako misakan-driaka, voloh-katsaka misakan-tadio, ary basy mihaika varatra, ka manohitra ny tsy eran'ny aina; [2.588#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20