|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manahona
Fototeny  2 ahona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampijanona, mampiato, manemotra: ny haratsian' ny andro no nanahona ny dianay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to stop a person or thing, to cause to halt, to cause to leave off. [1.2]

Teny iditra (2/2) 10  manahòna
Fototeny  11 ahona
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manahona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 mahañona, manahona, manahòna, 14 manohàna, manohana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13