|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manaika
Fototeny  2 aika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manery, manao izay hampikitroka: Iza no nanaika ireto tofo tanimanga ireto
9 Miantso (olona maro) ho vory: Ny mahaloza azy dia aisy basivava nanaika fokonolona (Emilson D. Andriamalala)
10 Miantso, maka: Raha bainga no hanehana mpamadika, dia izahay no fiantso (Kabary am-panambadiana) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to collect others, to cause to assemble, to cause to come together in close proximity. [1.2]
Ohatra  12  manaika ireo namany hitaom-pary an-tsarety Rainitoandro ka manampinampy azy amin' izany I Katy sy I Lidy zanany [2.470#]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manaika

Teny iditra (2/2) 14  manaika
Fototeny  15 haika
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
17 [mañaika] [Bezanozano] mihantsy [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  18 [Provincial] same as mihaika [1.2]

Fivaditsoratra  19 kiamana, 20 makiana, manaika, 21 maniaka, 22 miakana, 23 mianaka, 24 Namakia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20