Teny iditra (1/2) | 1 manaika (aika) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Manery, manao izay hampikitroka: Iza no nanaika ireto tofo tanimanga ireto 4 Miantso (olona maro) ho vory: Ny mahaloza azy dia aisy basivava nanaika fokonolona (Emilson D. Andriamalala) 5 Miantso, maka: Raha bainga no hanehana mpamadika, dia izahay no fiantso (Kabary am-panambadiana) [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to collect others, to cause to assemble, to cause to come together in close proximity. [1.2] |
Ohatra |
7 manaika ireo namany hitaom-pary an-tsarety Rainitoandro ka manampinampy azy amin' izany I Katy sy I Lidy zanany [2.470#] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 manaika (haika) |
Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] 14 mihantsy [Bezanozano] [1.78] |
Fanazavàna teny anglisy |
15 same as miHAIka#mg.av.2 [Provincial]
[1.2] |
Fivaditsoratra | 16 kiamana, makiana, manaika, maniaka, miakana, mianaka, Namakia, namakia- |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |