|
|
|
|

Teny iditra1  manaiky befahatany
Singan-teny  2  manaiky, befahatany
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  manaiky izay lazaina aminy, tsy ampiheverana fa an-jamba fotsiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to agree blindly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  consentir aveuglément [1.8]
Tovy hevitra  7  manaiky ambony ihany, manaiky be
Tsipelina hafa  8  maneky

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16