Teny iditra manaiky lembenana
Singan-teny manaiky ; lembenana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manaiky izay rehetra lazaina aminy, noho ny tahotra na ny hasarotan-kenatra, manaikinaiky foana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To yield implicitly, to assent tamely, to follow the multitude for fear and shame. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [ maneky lembenana ] Consentir par crainte ou par respect [1.3]
Fanazavàna teny anglisy To submit to oppression [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Se soumettre par crainte ou respect [1.8]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16