Teny iditra |
manainga
(ainga)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manala ny zavatra amin' ny toerana ambany misy azy ka manondrotra azy, mibata: Tsy afaka manainga ny tongony akory io marary io ~ Afaka manainga ity vato ity ve ise? Mamporisika, mitaona: Manainga ny vahoaka ny Filohan' ny Nosy mba hifankatia sy hiasa Miala amin' ny toerana iray ka mandeha: Tsy afaka hanainga amin' ny efatra maraina isika fa mbola misy hamboarina ny fiarakodia [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To lift up, to elevate, to raise up; to send forward on a journey; to fetch to a feast or meeting; to ask a person to rise. [1.2]
|
Ohatra |
1 | Fa ny Fiangonana kosa, izy manainga anao hitory azy.
[1.369]
|
2 | Ilaikely io hoy ny olona misy zavatra manainga azy mihitsy.
[2.606]
|
3 | laraha-mahalala koa fa ny fony indrindra no manainga ny Malagasy.
[2.298]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manainga |
Ny lasa : |
nanainga |
Ny hoavy : |
hanainga |
Filaza mandidy : |
manaingà |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
manaingà
(ainga)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manainga
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|