|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manajakaja
Fototeny  2  kajakaja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mikarakara, miraharaha, miahy, mikanonkanona [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  manajakajà
Fototeny  10  kajakaja
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manajakaja
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  14  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  15  manajakaja, manajakajà, manajakaja, manajakajà

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/08