|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  manaka
Fototeny  2 ak
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mody tsy mahalala, milalao olona, miseho ho bado [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to delude, to befool, to treat craftily. [1.2]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manaka

Teny iditra (2/4) 10  mañaka
Fototeny  11 haka
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 [Sihanaka] mandrehoka [1.78]

Teny iditra (3/4) 14  manaka
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  16 [Tanosy] manihika [1.78]

Teny iditra (4/4) 17  manaka
Sokajin-teny  18  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  19 [Antesaka] misakana, manisy sakana [1.78]
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manaka

Fivaditsoratra  21 ankama, 22 kamana, 23 kañama, 24 makaña, mañaka, manaka, manakà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19