|
|
|
|

Teny iditra 1  manakaiky
Fototeny  2 akaiky
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manatona eo anila: Aza manakaiky ny afo sao may
9 Manatona (arapotoana): Efa manakaiky ny iohataona
10 Mandroso mankamin' ny toerana iray: Loza fa efa manakaiky, hono, ny fahavalo
11 Manahatahaka: Manakaikikaiky kokoa ny mena noho ny fotsy ny mavokely
12 Tsy lavitra: Manakaiky ny sekoly ny tranonay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 to draw near to, to approach. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 s'approcher de; approcher [1.8]
Ohatra  15  Somary nanakaiky arabe ny lalany. [2.472#213]
Tsipelina hafa  16 manakeky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20