|
|
|
|

Teny iditra 1  manakalo
Fototeny  2 takalo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manolo: Manakalo fanaka
9 Manolo ho vola madinika: Avy nanakalo roanjato tany amin' ny mpivarotra aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to exchange, to barter [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 échanger, troquer [1.3, 1.8]
Ohatra  12  Izay mila sira, ohatra, manakalo izany amin'ny tantely na vary. [2.117#]
13  Fanao koa ny manakalo andevo amina lamba soga, toaka, basy sy bala sns. [2.508#]
14  Taloha tsy misy tsena, fa izay nitady ny zavatra tsy ananany dia mitety tanàoa manakalo amin' izay manana. [1.437#]
Tsipelina hafa  15 manatakalo
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 lamokana, 18 malokaña, manakalo, 19 manaloka, 20 manolaka, manôlaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19