|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manakana
Fototeny  2 sakana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mibahana, tsy mamela handeha nahiditra: Manakana olona
9 Manisy sakana, fefy tsy hahafahana mandeha: Manakan-dalana
10 Mandrara: Ny fianakaviana no nanakana ny fanambadiany [1.1]
11 [Sihanaka] misakana [1.78]
12 [manakaña] [Tanala] misakana [1.78]

Teny iditra (2/2) 13  manakàna
Fototeny  14 sakana
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manakàna, manakana, 16 mañanaka, mananaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19