|
|
|
|

Teny iditra 1  manakanjo
Fototeny  2 akanjo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manome akanjo: Ramatoa Rasoa no nanakanjo io fianakaviana mahantra io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 [Provincial] to dress another, to put clothes on another. mampiakanjo is more frequently used in Imerina for this. [1.2]

Fivaditsoratra  manakanjo, 10 manonjaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20