Teny iditra manakaona (kaona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampifanatona, mampiady tsara: Manakaona rafitra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakaona
Ny lasa : nanakaona
Ny hoavy : hanakaona
Filaza mandidy : manakaòna

Teny iditra manakaòna (kaona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakaona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20