|
|
|
|

Teny iditra 1  manakely
Fototeny  2 kely
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mahatonga kelikely kokoa: Manakely akanjo
9 Mampihena: Tsy mety ny manakely ny hadisoana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 rapetisser [1.3, 1.107]
11 diminuer, amoindrir [1.3]
Ohatra  12  amin’ ny masolavitra misy ilany manakely ny zavatra jerena (dans la longue-vue il y a un côté qui rapetisse les objets qu’on regarde) [1.3#320]
13  nanakely ny tokotaninay ny làlana vao natao (le chemin qu'on vient de faire a amoindri notre emplacement) [1.3#320]
Tohi-kevitra  14 manalehibe
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manakely
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  manakely, 17 manelika, 18 manilake

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22