|
|
|
|

Teny iditra 1  manalehibe
Fototeny  2 lehibe
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manalalaka, mampitombo: Manalehibe tokotany
9 Mampitombo ny sary ahitana zavatra: Manalehibe ny zavatra jerena itỳ solomaso itỳ
10 Manitatra, mampitombo filaza: Tsy mety ny manalehibe na manakely ny zavatra natao fa izay izy ihany no izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to make bigger or greater [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 rendre grand; agrandir [1.8]
Ohatra  13  Nomenao ahy ny ampinga famonjenao, ary ny hamoram-ponao no miasa manalehibe ahy. [2.996#]
Tohi-kevitra  14 manakely
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22