|
|
|
|

Teny iditra 1  manaketraka
Fototeny  2 ketraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao izay tsy hahahenjana; managedragedra: Iza no nanaketraka itỳ kofehy itỳ toy izao?
9 Mampitony, manalefaka: Manaketraka ny hozatra itỳ fanafody itỳ
10 Mandreraka: Nanaketraka azy ny raharaha betsaka nataony
11 Mahakivy, maharera-po, mampiraviravy tanana: Aoka tsy hanaketraka anao ny tsy fahombiazana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20