Teny iditra | 1 manakisaka |
Fototeny | 2 kisaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamindra toerana ka tsy bataina fa atosika akorisa; manosika ho eo an-tsisintsisiny, mampihataka [1.1] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 manakisaka, mankasiaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |