|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  kisaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fifindrana eo akaikikaiky an-tsisintsisiny: Tsy tsara kisaka itỳ vato itỳ ka mety hahadona 4  Fandehanana miadana dia miadana fandadiana: Miadan-kisaka ity biby ity. [1.1]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :

Teny iditra (2/4)10  kisaka
Sokajin-teny  11  anarana
Voambolana  12  Matematika: rafitsary
Fanazavàna teny frantsay  13  translation [1.13]

Teny iditra (3/4)14  kisaka
Sokajin-teny  15  anarana
Voambolana  16  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  17  (de saka : action de cueillir, de récolter, avec la main, sans autre instrument) Cette plante était récoltée par les ménagères qui récurent les ustensiles de cuisine avec ses feuilles raides. Xerophyta dasylirioides Baker (Velloziaceae). Nom cité par Baron (1887) qui collecta le premier cette espèce. [Merina] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  19  kasika, kisaka

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/30