|
|
|
|

Teny iditra 1  manakivy
Fototeny  2 kivy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao izay hahakivy, mahatonga ho kivy, ketraka, rera-po: Tsy nisy nanakivy azy velively fa izy no efa tsy tia io osa io ka nametra-pialana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to discourage [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 décourager [1.3, 1.8]
11 déconcerter, dégoûter [1.3]
Ohatra  12  Tsotra fotsiny, mino aho fa tsy zontsika ny manakivy ny olona. [1.369#]

Fivaditsoratra  manakivy, 13 mikavina, 14 mivanìka, mivanikà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18