|
|
|
|

Teny iditra 1  kivy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  17 Tsy manana herimpo na herin-tsaina hanao zavatra fa ketraka, rera-po: Kivy ny miaramila nahare ilay vaovao nentinao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 discouraged, dismayed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  19 découragé, déconcerté [1.3, 1.8]
20 dégoûté [1.3]
Ohatra  21  Misy sasany kivy nony ela ka lasa mandositra. [2.472#69]
22  kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany. [2.324]
Voambolana  23  Ontam-po
Mpanahaka  24  ketraka, 25  maimolotra, 26  mamoy fo, 27  manary toky, 28  mandevin-tsotrobe, 29  mibareraka elatra, 30  migarera, 31  mikely soroka, 32  mikororosy fahana, 33  miraviravy tanana, 34  mirefarefa lamba, 35  mitakemotra, 36  mivalaketraka, 37  mivareraka, 38  mivarilavo, 39  miverina ilalana, 40  reraka, 41  rera-po, 42  reratsaina, 43  resy, 44  soredretra, 45  soretra, 46  tapaka elatra
Fikambanana  47  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe kivy
Ohabolana  48  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  kivy, 49 viky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22