|
|
|
|

Teny iditra 1  manako
Fototeny  2 ako
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Manome ako: Manako itỳ trano itỳ izany [1.1]
8 misy tamberim-peo [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  9 imp. and Rel. not used. To reverberate, to resound; to throw back an echo. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 faire écho [1.3]
11 résonner [1.13]
Ohatra  12  Fanampin' izany, manako aoka izany ilay trano. [2.4#]
13  Ary hoy Ranakombe : " Ihia lahy izao manako maha-may ahy izao! [2.69#]

Fivaditsoratra  14 ankoma, 15 Kamòna, 16 komana, manako, 17 mankao, 18 manokà, manoka, mañoka, 19 mokàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19