| Teny iditra (1/5) | 1 ako |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Fiverenan' ny feo mahadona zavatra, toy ny rindrina na tamboho na tendrombohitra
10 Fiverenana any aoriana: 11 Ao ny tsantan' ny andro taloha 12 sy ny hiran' ny fahazazako 13 no milevina ka tsy mifoha 14 na miverina mba hitondra 15 ako! (J.-J. Rabearivelo) [1.1] 16 tamberim-peo [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 an echo; a reverberating sound.
[1.2] 18 an echo [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 écho
[1.8, 1.5, 1.13] |
| Voambolana | 20 Feo |
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/5) | 22 ako |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny frantsay |
25 inverse
[1.13] |
| Voambolana | 26 Matematika: rafitrisa |
| Teny iditra (3/5) | 27 ako |
| Sokajin-teny | 28 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
29 impulsion
[1.13] |
| Voambolana | 30 Fizìka |
| Teny iditra (4/5) | 31 akô |
| Sokajin-teny | 32 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
33 [Betsimisaraka] ao
[1.78] |
| Teny iditra (5/5) | 34 ako |
| Sokajin-teny | 35 mpampiankin-teny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
36 [Antemoro] tahaka, hoatry
[1.78] |
| Fivaditsoratra | akô, ako, 37 koa, 38 oka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|