|
|
|
|

Teny iditra 1  manakodia
Fototeny  2 kodia
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao izay hivadibadihan-javatra iray: Iza ary no nanakodia ity vato ity halina? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to roll something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 faire rouler [1.8]
Ohatra  11  Ary izy nifampilaza hoe: Iza re no hasaintsika manakodia ny vato amin' ny varavaram-pasana e? [2.996#]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 Adonikama, manakodia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21