|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manakora
Fototeny  2 akora
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manainga akora [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to shout at, to deride [1.2, 1.7]
10 to hoot [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 acclamer [1.3#16, 1.8]
12 huer [1.3#16]
Ohatra  13  Izany hoe, manakora ny voa ka tsy mamonjy, nefa vetivety dia hifindra amin' ny azy koa; [1.437#]
14  ny aty kosa malemy vaika, mandrotsirotsy, tsy miankina, miray hina, ka anareo ny mifidy, ary aza manakora. [2.314#]

Teny iditra (2/2) 15  manakora
Fototeny  16 akora
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakora [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manakorà, manakora, 18 manaroka, 19 mankaroa, 20 manoraka, 21 mokarana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19