|
|
|
|

Teny iditra (1/6) 1  manala
Fototeny  2 ala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manesotra: Nanala ny palitaony izy fa nafana loatra ny andro
9 Manatsoaka, manongotra, manombotra: Iza no nanala ilay fantsika teto amin' ny rindrina? / Manafaka: Iza dry no nanala azy tao an-davaka tao, hoy ianao
10 Maka: Lasa nanala fanadinana any Antananarivo izy
11 Manao fanalana, manesotra isa amin' ny isa hafa iray lehibebe kokoa: Tsy mbola mahay manala akory ity zaza ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to take away, to remove from, to subtract, to withdraw from. [1.2]
13 to remove [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 enlever, ôter, arracher, délivrer: Manala fantsika (Arracher un clou) ~ Tsy hanala anao an-tranomaizina aho (Je ne te délivrerai pas de prison) [1.3]
15 enlever, ôter; soustraire; [1.8]
16 enlever, ôter [1.13]
Ohatra  17  Mazoto tokoa izy manala ny ahi-dratsy. [2.442#]
18  Ny madinika ihany no afaka manala ny tenany. [2.285#]
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 51 misy ny teny hoe manala
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/6) 21  manalà
Fototeny  22 ala
Sokajin-teny  23  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manala [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Teny iditra (3/6) 24  manala
Fototeny  25 ala
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny anglisy  27 subtraction [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  28 la soustraction [1.8]
Voambolana  29  Matematika: rafitrisa

Teny iditra (4/6) 30  manala
Fototeny  31 hala
Sokajin-teny  32  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
33  Ny ankehitriny :
34  Ny lasa :
35  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  36 [Provincial] to abhor [1.2]

Teny iditra (5/6) 37  manala
Fototeny  38 nala
Sokajin-teny  39  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  40 [Provincial] to be addicted to vice; to be deformed, to be monstrous [1.2]

Teny iditra (6/6) 41  manala
Sokajin-teny  42  anarana
Fanazavàna teny frantsay  43 [Betsileo] (de mana, préfixe causatif, et lo, mis pour loa : vomissement, donc « qui fait vomir »). Dialypetalum compactum Zahlbr.(Campanulaceae). Grande plante sous-frutescente, toxique. La décoction concentrée est utilisée en lotions capillaires pour tuer les poux. Présence d'alcaloïdes vérifiée. [1.196]
Voambolana  44  Haizavamaniry
Tsipelina hafa  45 manalo
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  47 malana, manalà, manala

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19