Teny iditra (1/2) | 1 manalangalana |
Fototeny | 2 halangalana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mampisaraka (toerana) [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to separate beforehand, to dissociate, to disjoin. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 se séparer au moins extérieurement [1.3] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 manalangalàna |
Fototeny | 12 halangalana |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manalangalana |
Tsanganana sy sary iray takila |
14 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 15 manalangalana, manalangalàna, manalangalana, manalangalàna |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |