Teny iditra | manala tsiny | |
Singan-teny | manala ; tsiny | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manao izay hahamaivana ny fahadisoan' ny olona iray; manafaka izay mety ho hadisoana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To justify another, to clear one of guilt or censure. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Excuser, justifier: Nanala tsiny ny sakaizako aho (J'ai justifié mon ami) [1.3] | |
Fivaditsoratra | manala tsiny, manatsilany, tsimananila |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30 |