|
|
|
|

Teny iditra1  manala zaza
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] manao izay hahafahan' ny zaza mbola tsy tonga volana ao an-kibo; milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona, izay zaza naterany dia ariany na avalany tsy ho zanaka intsony ka tsy mahazo mandova ny fananany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to bring about an abortion
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] se faire avorter ou faire avorter
6  [1.8] faire un avortement
Voambolana  7  Fahasalamana
Singan-teny  8  manala, zaza
Tovy hevitra  9  manary zaza
Tohi-kevitra  10  mananganjaza

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12