| Teny iditra | 1 manalefaka |
| Fototeny | 2 lefaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mampahatonga malefaka, mora alefitra: Atao anaty rano ny hazo hanalefaka azy
9 Mampitony, manaketraka: Manalefaka ny alaheloko ny tenin' ny raiko 10 Mampihena: Manalefaka ny hainandro ny ranonorana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to make supple; to calm; to make easier
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 rendre souple; calmer; diminuer la force ou la sévérité de
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|