Teny iditra manamaika (maika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampanao (zavatra) olona haingana, mandodona: Tsy fanao ny manamaika olona toy izany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manamaika
Ny lasa : nanamaika
Ny hoavy : hanamaika
Filaza mandidy : manameha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20