|
|
|
|

Teny iditra 1  manamaimbo
Fototeny  2 maimbo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mahatonga ho maimbo: Ario any io fatin-tsaka io fa manamaimbo tanàna
9 Manala baraka, manala voninahitra, mahafa-baraka: Hanamaimbo azy eo anatrehan' ny vahoaka itỳ taratasy itỳ raha havoaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to cause to stink. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 rendre puant. [1.8]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21