| Teny iditra | 1 manamaina |
| Fototeny | 2 maina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mahatonga ho maina: Ny hafanan' ny andro fotsiny dia manamaina lamba
8 Mandritra, mahatankina: Nanamaina ny matsabory ny hainandro [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to dry
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 faire sécher, dessécher
[1.8] |
| Ohatra |
11 Miasà hananana, hoy izy, fa tsy manamaina.
[2.508#]
12 Ny hafanana sy ny setroka no manamaina azy. [2.117#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|