|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  manamainty
Fototeny  2 mainty
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mahatonga ho mainty: Manamainty ny valindrihana ny molaly
9 Mandoko mainty: Mahay manamainty lamba Ravao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to blacken [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 noircir [1.3, 1.107, 1.8]
12 teindre en noir, rendre noir ou plus noir [1.3]
Ohatra  13  mahay manamainty lamba io vehivavy io (cette femme sait teindre les étoffes en noir) [1.3#419]
14  manamainty ny volondoha ity lapomady ity (cette pommade noircit les cheveux) [1.3#419]
15  iza no nanamainty ny rindrina ? (qui a noircit le mur ?) [1.3#419]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manamainty

Teny iditra (2/3) 17  manamainty
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19 [Betsimisaraka] (du préfixe causatif mana, et mainty : noir, dont « qui rend noir », l'écorce était utilisée en teinturerie). Dalbergia sp. (Fabaceae). On l'appelle encore endramena ou Palissandre rouge. [1.196]
Voambolana  20  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3) 22  manamainty
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny frantsay  24 [Tanosy] orthographié « mananhmette » par Flacourt (1661) (de manana : posséder, et mainty : du noir, allusion au coeur de l'arbre fournissant de l'ébène). Diospyros microrhombus Hiern (Ebenaceae). Les sujets susceptibles de fournir de l'ébène ont complètement disparu. D'après Perrier de la Bâthie, l'espèce désignée par Flacourt sous ce nom doit être considérée comme éteinte du fait de l'exploitation abusive. [1.196]
Voambolana  25  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20