Teny iditra (1/3) | 1 manamainty |
Fototeny | 2 mainty |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mahatonga ho mainty: Manamainty ny valindrihana ny molaly 5 Mandoko mainty: Mahay manamainty lamba Ravao [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to blacken [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 noircir [1.3, 1.107, 1.8] 8 teindre en noir, rendre noir ou plus noir [1.3] |
Ohatra |
9 mahay manamainty lamba io vehivavy io (cette femme sait teindre les étoffes en noir) [1.3] 10 manamainty ny volondoha ity lapomady ity (cette pommade noircit les cheveux) [1.3] 11 iza no nanamainty ny rindrina ? (qui a noircit le mur ?) [1.3] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 17 manamainty |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
19 (du préfixe causatif mana, et mainty : noir, dont « qui rend noir », l'écorce était utilisée en teinturerie). Dalbergia sp. (Fabaceae). On l'appelle encore endramena ou Palissandre rouge. [Betsimisaraka]
[1.196] |
Voambolana |
20 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (3/3) | 22 manamainty |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
24 orthographié « mananhmette » par Flacourt (1661) (de manana : posséder, et mainty : du noir, allusion au coeur de l'arbre fournissant de l'ébène). Diospyros microrhombus Hiern (Ebenaceae). Les sujets susceptibles de fournir de l'ébène ont complètement disparu. D'après Perrier de la Bâthie, l'espèce désignée par Flacourt sous ce nom doit être considérée comme éteinte du fait de l'exploitation abusive. [Tanosy]
[1.196] |
Voambolana |
25 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |