|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manamarina
Fototeny  2 arina
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 justificatif, justificative [1.4#460]
Fanazavàna teny anglisy  9 to level; to prove; to make right [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 prouver [1.3#421, 1.8]
11 mettre d'aplomb, de niveau, justifier, corriger, redresser [1.3#421]
12 niveler [1.8]
Ohatra  13  Ary manamarina fa iray fototra ihany ny olona. [1.353#]
14  Tsimpony ny teny sy ny toe-javatra manamarina izany. [2.314#]
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 16  manamarina
Fototeny  17 arina
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamarina [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#421]

Fivaditsoratra  19 manamanira, manamarina, manamarìna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19