|
|
|
|

Teny iditra 1  manamasaka
Fototeny  2 masaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao izay hahamasaka, manotrika (voankazo); mandinika lalina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to cook till well done; to ripen fruit; to prepare a project or proposal [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 faire bien cuire; faire mûrir des fruits; préparer un projet [1.8]
Ohatra  11  Samy manamasaka tany ireo. [2.117#]

Fivaditsoratra  manamasaka, 12 manasamaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20