| Teny iditra (1/2) | 1 manambana |
| Fototeny | 2 ambana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 [mañambaña] [Antambahoaka] manambana
[1.78] 9 Manao fihetsehana mody mamely, mandrahona, mampatahotra: Manambana tehamaina 10 Efa mila ho rovitra: Efa manambana ho rovitra na manambana (fotsiny) itý lambanao itý [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to pretend to strike, to pretend to throw or aim at something.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 menacer, frapper, atteindre
[1.3] |
| Ohatra |
13 Ireo no fanamby mivaivay mipetraka ankehitriny ary koa manambana ny fitambaran’ny rafitra manontolo.
[4.27]
14 fa ny loza manambana ahy ity, toa voatsapan'ny tanako sahady. [2.996] |
| Teny iditra (2/2) | 15 manambana |
| Fototeny | 16 ambana |
| Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manambana [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | manambàna, manambana, 18 mananamba |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15 |
|