|
|
|
|

Teny iditra 1  manambatra
Fototeny  2 tambatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manakambana, mampiray: Iza no nanambatra ireto mpianatra rehetra ireto tato anatin' ny efitra iray
9 Manatontaly: Mbola tsy mahay manambatra itỳ zaza itỳ
10 Mampitohy: Nanambatra hazo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 mettre ensemble, unir, joindre, additionner [1.3]
12 faire la somme, additionner [1.13]
Tovy hevitra  13 manatambatra
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22