|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manambara
Fototeny  2 ambara
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampahalala zavatra iray nafenina na tsy fantatry ny olona iresahana: Nony ela ny ela, nanambara ny anaran' ny olona niaranangalatra taminy Rabe
9 Milaza: Iza no nanambara izany taminao?
10 Mitory: Tsy manambara zavatra tsara izao rivotra izao: angamba misy tafiodrivotra miforona any ho any [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to reveal, to disclose [1.2, 1.7]
12 to tell, to announce [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13 révéler; annoncer [1.3, 1.8]
14 dire, manifester [1.3]
Ohatra  15  Porofo faharoa manambara fa narahin-teny ny Mpifehy rehetra. [2.245#]
16  Raha tsy mahatadidy ianao dia ity ny gazety manambara izany. [2.445#]
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 18  manambara
Fototeny  19 tambatra
Sokajin-teny  20  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manambatra [Fitanisana]
Tovy hevitra  21 manatambara

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22